close
Hankany amin'ny vontoatiny

Lupulella

Avy amin'i Wikipedia
Image
Lupulella adusta sy Lupulella mesomelas

Ny Lupulella dia vondron-karazana ao amin' ny fianakaviana Canidae hita ao Afrika. Ity vondron-karazana ity dia tsy manana afa-tsy karazana roa mbola tsy lany tamingana, dia ny Lupulella mesomelas sy ny Lupulella adusta, izay samy antsoina hoe sakaly na jakala, manampy ny Canis aureus.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]