close
Hankany amin'ny vontoatiny

Madeira

Avy amin'i Wikipedia
Image
Ny Vondronosy Madeira

I Madeira dia vondronosy pôrtogey ao amin' ny Ranomasimbe Atlantika. Faritra miazaka-tena i Madeira (pôrtogey: Região Autónoma da Madeira) ary i Funchal no renivohiny. Noho izy an' i Pôrtogaly dia mpikambana ao amin' ny Vondrona Eorôpeana ny tanin' i Madeira.

Image
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.