close
Hankany amin'ny vontoatiny

añindambo

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

añindambo

  1. Karazan-drivotra mahery izay mitovitovy amin' ny tadio kely, mamorona faribolana eo amin' ny efatra metatra ny savaivony, ary mandrava na manimba ny zava-drehetra ao anatin' io faritra io. Antsoina koa hoe aninangatra.
    • Nisy añindambo niseho teny an-tanimbary, ka potika avokoa ny vary rehetra.
Jereo koa : anindambo