close
Hankany amin'ny vontoatiny

Golda Meir

Avy amin'i Wikipedia
Golda Meir
Image
Ankapobeny
AnaranaGolda Meir
Teraka3 Mey 1898
Toerana-
Maty8 Desambra 1978
Fiaviana sy ny andraikitra
FirenenaImage Israely
Asa :
Fiainana manokana

I Golda Meir dia mpanao pôlitika israeliana teraka tamin' ny 3 Mey 1898 tao Kiev ary maty tamin' ny 8 Desambra 1978 tao Jerosalema.

Izy dia Minisitry ny Raharaham-bahiny nanomboka tamin'ny 1956 ka hatramin'ny 1965 ary praiminisitra ny Image Israely tamin'ny 17 Martsa 1969 hatramin'ny 3 Jona 1974.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
  • Ao amin'i Freebase:
Image
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.