close
Hankany amin'ny vontoatiny

Legioma voa

Avy amin'i Wikipedia
Image
Abelmoschus esculentus

Ny legioma voa na legioma voany dia ilazana ny voan-javamaniry lena izay atao legioma, izany hoe voan-javamaniry hanina miaraka amin' ny sira amin' ny ankapobeny, na manta na masaka. Matetika izy ireo dia voa avy amin' ny zavamaniry nambolena amin' ny fomba mahazatra ao amin' ny tanin' anana, izay azo otazana masaka (ohatra, voatabia) na manta (ohatra, korzety). Amin' ny ankapobeny dia voan-javamaniry misy nofony izy io, na indraindray voamaina notazana alohan' ny fahamatoiny (toy ny pitipoà na ny tsaramaso maitso).

Legioma voany avy amin' ny zavamaniry eto Madagasikara

[hanova | hanova ny fango]

Inty ny lisitry ny zavamaniry izay atao legioma ny voany sady ambolena eto Madagasikara:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]